|
|
|
|

Teny iditra1  manao be hariva
Singan-teny  2 manao, 3 be, 4 hariva
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 misakana olona, manao tontakely, manao rodobe handroba. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [manao behariva] 7 to assemble in the evening, generally used of conspiracies or meetings for fomenting dissatisfaction with the government. It is a crime.. [1.2]
Ohatra  8  Nisy niampanga azy ho nanao behariva. [2.357]
Voambolana  9  Lalàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11